8 Mba manaova koa taratasy homeko an’i Asafa, mpiambina ny alan’ny mpanjaka. Amin’izay izy hanome ahy hazo hanaovako ny vavahadin’ny Lapan’ny+ Trano, sy ny mandan’ny tanàna,+ ary ny trano hipetrahako.” Dia nomen’ny mpanjaka ahy izany,+ satria nanampy ahy ny tanan’ny Andriamanitro.+