-
1 Tantara 6:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+
-
-
1 Tantara 6:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Nijoro teo ankavanan’i Hemana i Asafa+ rahalahiny. Ary i Asafa dia zanak’i Berekia, zanak’i Simea,
-