-
1 Tantara 9:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma, Akoba, Talmona, ary Ahimana. I Saloma rahalahin’ireo no lohany.
-
-
Nehemia 11:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ny mpiandry vavahady dia i Akoba sy Talmona+ ary ny rahalahiny, izay niambina teo amin’ny vavahady. Nisy 172 izy ireo.
-