7 Manana adidy amin’ny alitara sy izay ao ambadiky ny ridao ianareo mpisorona,+ ka ianao sy ny zanakao lahy no miandraikitra an’izany.+ Hataoko fanomezana ho anareo ny asan’ny mpisorona, ary hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana nefa manatona eo.”+