FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra varimbazaha,+ ho zavatra masina indrindra+ avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.

  • Nomery 18:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+ 9 Ireto avy no ho anao amin’ny fanatitra masina indrindra atao anaty afo: Izay fanatitra rehetra hatolony ho ahy, anisan’izany ny fanatitra varimbazaha+ sy ny fanatitra noho ny ota+ ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Zavatra masina indrindra ho anao sy ho an’ny zanakao lahy izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara