-
Ezra 2:64-67Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
64 Nisy 42 360 ny fitambaran’ny fiangonana manontolo,+ 65 ankoatra ny mpanompolahy sy mpanompovavy 7 337. Nanana mpihira lahy sy vavy 200 koa izy ireo. 66 Nanana soavaly 736 izy ireo, ramole 245, 67 rameva 435, ary ampondra 6 720.
-