-
Levitikosy 25:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Tokony ho any amin’ireo firenena manodidina no hakanareo mpanompolahy sy mpanompovavy ho anareo. Amin’ireny no azonareo ividianana mpanompolahy na mpanompovavy.
-