FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 2:68, 69
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Rehefa tonga tao an-tranon’i Jehovah tany Jerosalema ny sasany tamin’ireo lohan’ny fianakaviambe, dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo, mba hanorenana azy io indray* eo amin’ilay toerany taloha.+ 69 Arakaraka izay nananany no nomeny hatao ao amin’ny tahiry hanaovana an’ilay asa, dia 61 000 drakma* volamena, sy 5 000 mina* volafotsy,+ ary akanjo lava 100 ho an’ny mpisorona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara