Asan’ny Apostoly 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nihaino anay ny vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba* volomparasy. Avy ao amin’ny tanànan’i Tyatira+ izy sady mpivavaka amin’Andriamanitra. Dia nanokatra tanteraka ny fony i Jehovah* mba hanekeny ny teny nolazain’i Paoly. Asan’ny Apostoly 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Ary nihaino anay ny vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba* volomparasy. Avy ao amin’ny tanànan’i Tyatira+ izy sady mpivavaka amin’Andriamanitra. Dia nanokatra tanteraka ny fony i Jehovah* mba hanekeny ny teny nolazain’i Paoly.