FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 126:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 126 Rehefa nampodin’i Jehovah ny mponin’i Ziona lasa babo,+

      Dia hoatran’ny nanonofy isika.

       2 Nihomehy be mihitsy isika tamin’izay,

      Sady nihoby+ ny lelantsika.

      Nifampiresaka ny olona tany amin’ireo firenena tamin’izay hoe:

      “Nanao zavatra niavaka ho an-dry zareo i Jehovah!”+

       3 Nanao zavatra niavaka ho antsika tokoa i Jehovah,+

      Ka faly be mihitsy isika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara