-
Levitikosy 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “‘Ireto avy ny fety nandidian’i Jehovah, izany hoe ireo fivoriambe masina izay tokony hanaovanareo antso avo, amin’ny fotoana voatondro hankalazana azy:
-