-
Nomery 14:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia nitaraina mafy ny vahoaka manontolo. Nigogogogo nitomany ny olona, nandritra an’iny alina iny.+
-
-
Nomery 14:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nifampiresaka mihitsy aza izy ireo hoe: “Andao isika hanendry mpitarika, dia hiverina any Ejipta!”+
-