Nomery 14:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Asehoy re fa tena be fitiavana sy tsy mivadika ianao e, ka avelao ny helok’ity vahoaka ity, toy ny namelanao ny helony nanomboka tany Ejipta ka hatramin’izao.”+ 20 Dia hoy i Jehovah: “Avelako àry ny helony, araka ny teninao.+
19 Asehoy re fa tena be fitiavana sy tsy mivadika ianao e, ka avelao ny helok’ity vahoaka ity, toy ny namelanao ny helony nanomboka tany Ejipta ka hatramin’izao.”+ 20 Dia hoy i Jehovah: “Avelako àry ny helony, araka ny teninao.+