Deoteronomia 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ‘Nandritra an’izay 40 taona nitarihako anareo tany an-tany efitra izay,+ dia tsy lasa tonta ny akanjonareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+
5 ‘Nandritra an’izay 40 taona nitarihako anareo tany an-tany efitra izay,+ dia tsy lasa tonta ny akanjonareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+