-
Deoteronomia 3:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nalaintsika ny tanànany rehetra, ka azontsika daholo ireo tanàna 60 nanerana ny faritr’i Argoba, tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.+ 5 Tanàna voaro mafy misy manda avo sy vavahady misy bara hidiny daholo ireo, miaraka amin’ny tanàna kely be dia be tany ambanivohitra.
-