2 Mpanjaka 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.* Salamo 106:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.
11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.*
38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.