Jeremia 52:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Jiosy 745+ no nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina natao sesitany, tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Nebokadnezara.* Nisy 4 600 ny fitambaran’ny olona rehetra natao sesitany.
30 Jiosy 745+ no nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina natao sesitany, tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Nebokadnezara.* Nisy 4 600 ny fitambaran’ny olona rehetra natao sesitany.