-
Ezekiela 14:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Handositra sy havoaka avy ao anefa izay sisa tavela ao,+ anisan’izany ny zanakalahy sy ny zanakavavy. Ho any aminareo izy ireny, ka rehefa mahita an’izay nataony ianareo, dia hahazo fampiononana noho ny loza nalefako tany Jerosalema, izany hoe izay rehetra nataoko taminy.’”
-