FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Isaky ny fito taona, dia tokony hahafoy an’izay trosa anananao amin’olona* ianao,+ 2 ka hoatr’izao no hatao: Hamoy* an’izay trosa ananany any amin’ny namany ny tompon-trosa rehetra. Tsy hasainy handoa an’izany ny namany na ny rahalahiny, satria ho efa natao antso avo hoe afoy* ny trosa rehetra ho voninahitr’i Jehovah.+ 3 Afaka mitaky trosa amin’ny hafa firenena anefa ianao,+ fa tokony hafoinao kosa izay rehetra anananao any amin’ny rahalahinao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara