-
Eksodosy 29:40, 41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Ary izao no hampiarahina amin’ilay ondrilahy kely voalohany: Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha* afangaro menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto, sy divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro. 41 Ary izao no hampiarahinao amin’ilay ondrilahy kely faharoa hatolotrao amin’ny takariva:* Fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro hoatran’ilay amin’ny maraina. Ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany, mba ho hanitra mahafinaritra* azy.
-