FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:11-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, isaky ny voalohan’ny volana: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito tsy misy kilema herintaona avy.+ 12 Ny vantotr’ombilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto telo ampahafolon’ny efaha nafangaro menaka, izay atao fanatitra varimbazaha.+ Ilay ondrilahy kosa hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, nafangaro menaka, izay atao fanatitra varimbazaha.+ 13 Ary ny ondrilahy kely tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha, nafangaro menaka, izay atao fanatitra varimbazaha. Hatao fanatitra dorana izany mba ho hanitra mahafinaritra,*+ ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.

  • 1 Tantara 23:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nanampy foana koa izy ireo rehefa natolotra ny sorona dorana ho an’i Jehovah amin’ny Sabata+ sy ny tsinam-bolana+ ary ny fotoanan’ny fety.+ Araka ny fitsipika momba an’ireny ny isan’ny nanaovan’izy ireo an’izany. Ary nanao an’izany foana teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara