-
Deoteronomia 18:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Tsy homena anjara na lova eo amin’ny Israely ny Levita mpisorona, sy ny fokon’i Levy manontolo mihitsy. Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah no hohaniny, fa izany no lovany.+
-
-
Deoteronomia 18:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Omeo azy koa ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao ary ny santatry ny volonondrinao vao avy nohetezana.+
-