Nomery 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Teneno ny Levita hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny Israelita ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Dia tokony hataonareo fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+
26 “Teneno ny Levita hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny Israelita ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Dia tokony hataonareo fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+