Ezra 2:70 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Ary nipetraka tany amin’ny tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita, ny olona sasany, ny mpihira, ny mpiandry vavahady, ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly.* Samy nipetraka tany amin’ny tanànany koa ny sisa tamin’ny Israely rehetra.*+
70 Ary nipetraka tany amin’ny tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita, ny olona sasany, ny mpihira, ny mpiandry vavahady, ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly.* Samy nipetraka tany amin’ny tanànany koa ny sisa tamin’ny Israely rehetra.*+