-
1 Tantara 9:10-13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary ny avy tamin’ny mpisorona dia i Jedaia, Joiariba, Jakina,+ 11 sy Azaria zanak’i Hilkia, zanak’i Mesolama, zanak’i Zadoka, zanak’i Meraiota, zanak’i Ahitoba mpitarika tao an-tranon’ilay* tena Andriamanitra, 12 sy Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, sy Masay zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita, zanak’i Imera, 13 ary ireo rahalahiny, samy lohan’ny fianakaviambeny, dia lehilahy matanjaka 1 760. Nahay tsara izy ireo sady afaka nanompo tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.
-