-
Nehemia 11:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 I Ozy zanak’i Bany, zanak’i Hasabia, zanak’i Matania,+ zanak’i Mika, avy tamin’ny taranak’i Asafa izay samy mpihira, no mpiandraikitra ny Levita tao Jerosalema. Izy no niandraikitra ny asa tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.
-