Nehemia 13:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Lasa vinantolahin’i Sanbala+ Horonita ny iray tamin’ny zanak’i Joiada,+ zanak’i Eliasiba+ mpisoronabe, ka noroahiko hiala teo amiko.
28 Lasa vinantolahin’i Sanbala+ Horonita ny iray tamin’ny zanak’i Joiada,+ zanak’i Eliasiba+ mpisoronabe, ka noroahiko hiala teo amiko.