FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 2:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema,+ ny Netofatita, Atrota-beti-joaba, ny antsasaky ny Manahatita, ary ny Zorita.

  • 1 Tantara 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny Israelita sasany sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly* no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny tao amin’ny tanànany.+

  • 1 Tantara 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 sy Obadia zanak’i Semaia, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona, ary Berekia zanak’i Asa, zanak’i Elkana. Nipetraka tany amin’ny tanàna kelin’ny Netofatita+ i Elkana.

  • Nehemia 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona. Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sesitany+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+

  • Nehemia 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 188 ny avy any Betlehema sy Netofa,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara