4 Nijoro teo amin’ilay lampihazo natao ho an’io fotoan-dehibe io i Ezra mpanao dika soratra. Niaraka nijoro taminy teo koa i Matitia, Sema, Anaia, Oria, Hilkia, ary Mahaseia, ary teo ankavanany izy ireo. Teo ankaviany kosa i Pedaia, Misaela, Malkia,+ Hasoma, Hasbadana, Zakaria, ary Mesolama.