FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia nitokana an’ilay tranon’Andriamanitra ny Israelita, izany hoe ny mpisorona sy ny Levita+ ary ny sisa tavela tamin’ny olona avy natao sesitany. Faly be izy ireo tamin’izay. 17 Izao avy no natolotr’izy ireo tamin’ny fitokanana an’io tranon’Andriamanitra io: Omby 100, ondrilahy 200, zanak’ondry 400, ary osilahy 12 ho fanatitra noho ny ota ho an’ny Israely rehetra, mifanaraka amin’ny isan’ny fokon’ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara