FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nandatsaka ny fototry ny tempolin’i Jehovah ny mpanorina.+ Dia nijoro teo mba hidera an’i Jehovah ny mpisorona sy ny Levita taranak’i Asafa, araka ny toromarik’i Davida mpanjakan’ny Israely. Nanao akanjona mpisorona ny mpisorona tamin’izay sady nitondra trompetra,+ fa ny Levita kosa nitondra kipantsona.+

  • Ezra 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa tsy hay intsony ny nanavaka ny feon’izay faly sy nihorakoraka sy izay nitomany, satria nitabataba be ny olona ka heno hatrany lavitra be ilay feo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara