-
Deoteronomia 23:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah na ny Amonita na ny Moabita.+ Na hatramin’ny taranany fahafolo aza tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah mihitsy.
-
-
Deoteronomia 23:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tsy tokony hitady izay hahasoa an’ireny mihitsy ianao na hanao izay hiadanany, mandritra ny androm-piainanao.+
-