-
Deoteronomia 18:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Manan-jo hahazo an’ireto avy amin’ny vahoaka ny mpisorona rehefa misy manao sorona biby, na omby izany na ondry: Ny sorony sy ny vavany* ary ny vavoniny. 4 Omeo azy koa ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao ary ny santatry ny volonondrinao vao avy nohetezana.+
-