Nehemia 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nanadio ny tenany ny mpisorona sy ny Levita, dia nodioviny koa ny vahoaka+ sy ny vavahady+ ary ny manda.+
30 Ary nanadio ny tenany ny mpisorona sy ny Levita, dia nodioviny koa ny vahoaka+ sy ny vavahady+ ary ny manda.+