FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Farany, dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fa tena voa mafy isika. Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Andao àry haorintsika indray ny mandan’i Jerosalema, mba tsy ho afa-baraka intsony isika.”

  • Fitomaniana 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+

      Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony.

      Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara