- 
	                        
            
            2 Samoela 21:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
2 Nantsoin’ny mpanjaka àry ny Gibeonita+ dia niresahany.—Tsy Israelita ny Gibeonita, fa anisan’ny sisa tavela tamin’ny Amorita.+ Efa nianiana tamin’izy ireo ny Israelita hoe tsy hamono+ azy ireo. Nitady handripaka azy ireo anefa i Saoly, noho izy nafana fo loatra nanampy ny vahoakan’Israely sy Joda.—
 
 -