-
Josoa 18:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ireto avy ny tanàna nozaraina tamin’ny fokon’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy: Jeriko, Beti-hogla, Emeka-keziza,
-
-
Josoa 18:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Mizpe, Kefira, Moza,
-
-
Jeremia 40:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa nankany amin’i Gedalia zanak’i Ahikama tany Mizpa+ i Jeremia, ka nijanona niaraka taminy, teo amin’ny vahoaka sisa tavela tao amin’ilay tany.
-