2 Tantara 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanorina tilikambo+ tao Jerosalema koa i Ozia, teo akaikin’ny Vavahady An-jorony,+ sy teo akaikin’ny Vavahadin’ny Lohasaha,+ ary teo akaikin’ny Andry Manohana ny Manda, sady nataony mafy tsara ireny.
9 Nanorina tilikambo+ tao Jerosalema koa i Ozia, teo akaikin’ny Vavahady An-jorony,+ sy teo akaikin’ny Vavahadin’ny Lohasaha,+ ary teo akaikin’ny Andry Manohana ny Manda, sady nataony mafy tsara ireny.