Nehemia 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary teo akaikin’izy ireo ny Tekoita+ no nanamboatra ny simba. Tsy nanetry tena anefa ny olona ambony teo aminy, ka tsy nanaiky hanao* ny asa nampanaovin’ny tompony.
5 Ary teo akaikin’izy ireo ny Tekoita+ no nanamboatra ny simba. Tsy nanetry tena anefa ny olona ambony teo aminy, ka tsy nanaiky hanao* ny asa nampanaovin’ny tompony.