-
Estera 1:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Raha mety amin’ny mpanjaka àry, dia aleo ny mpanjaka hamoaka didy hoe tsy mahazo miditra eo anatrehan’i Ahasoerosy Mpanjaka intsony i Vasty. Dia aleo homen’ny mpanjaka ho an’izay vehivavy hafa tsara noho izy ny toeram-boninahitr’i Vasty. Tokony hosoratana ao amin’ny lalàn’i Persa sy Media, izay tsy azo foanana,+ ilay didy.
-