-
Estera 6:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no tokony hatao amin’ny lehilahy tian’ny mpanjaka homena voninahitra: 8 Halaina ny akanjom-boninahitra+ fanaovan’ny mpanjaka, sy ny soavaly fitaingenan’ny mpanjaka, dia hasiana satroboninahitra ilay soavaly.
-