FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia niondrika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamana daholo ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahady, satria izany no baikon’ny mpanjaka. I Mordekay kosa tsy nety niondrika na niankohoka.

  • Estera 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 I Mordekay Jiosy mantsy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nanana toerana ambony teo amin’ny Jiosy rahalahiny rehetra izy, ary nohajain’izy ireo. Nanao soa ho an’ny fireneny koa izy, sady nitady izay hahasoa* ny taranak’izy ireo rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara