-
Daniela 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Farany, dia nirohotra nankao amin’ny mpanjaka ireo lehilahy ireo, ka niteny hoe: “Ry mpanjaka ô, tadidio fa araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, dia tsy azo ovana izay fandrarana na lalàna efa navoakan’ny mpanjaka.”+
-