-
Estera 2:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Anjaran’i Estera amin’izay ny niditra tao amin’ny mpanjaka. Izy ilay zanak’i Abihaila dadatoan’i Mordekay, fa noraisin’i Mordekay ho zanany.+ Tsy nangataka na inona na inona i Estera, afa-tsy izay nolazain’i Hegay tandapan’ny mpanjaka sady mpiambina ny vehivavy. Ary tsara fanahy tamin’i Estera izay rehetra nahita azy.
-