Estera 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany.
3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany.