-
Estera 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 I Karsena, Setara, Admata, Tarsisy, Meresa, Marsena, ary Memokana no olona akaiky azy indrindra. Andriana fiton’i+ Persa sy Media izy ireo, sady afaka nankeo anatrehan’ny mpanjaka, ary nitana ny toerana ambony indrindra tao amin’ny fanjakana.
-