FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Misy rano mikoriana foana avy ao anatin’ny sininy roa,

      Ary afafy eny amoron’ny rano be ny voany.*+

      Ho ambony noho i Agaga+ ny mpanjakany,+

      Ary hasandratra ny fanjakany.+

  • 1 Samoela 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nataony sambo-belona i Agaga+ mpanjakan’i Amaleka, fa ny olon-kafa rehetra kosa naringany tanteraka tamin’ny sabatra.+

  • 1 Samoela 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia hoy i Samoela: “Ento atỳ amiko i Agaga mpanjakan’i Amaleka.” Niahotrahotra* i Agaga nankany aminy. Efa nieritreritra mantsy izy hoe: “Tsy atahorana hisy hamono intsony aho.”*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara