FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Azonareo atao àry ny manoratra an’izay hitanareo fa mety mba hamonjena ny Jiosy. Ataovy amin’ny anaran’ny mpanjaka izany, ary tombohy amin’ny peratra fanombohan-kasen’ny mpanjaka. Tsy azo foanana mantsy izay efa nosoratana tamin’ny anaran’ny mpanjaka sy notombohina tamin’ny peratra fanombohan-kaseny.”+

  • Daniela 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Avy eo dia nisy vato nalaina nanampenana an’ilay* lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olona ambony ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara