Estera 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mba mety amin’ny mpanjaka, dia aleo hisy didy hatao an-tsoratra hoe haripaka izy ireo. Dia handoa volafotsy 10 000 talenta* amin’ny manam-pahefana aho, harotsaka ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana.”*
9 Raha mba mety amin’ny mpanjaka, dia aleo hisy didy hatao an-tsoratra hoe haripaka izy ireo. Dia handoa volafotsy 10 000 talenta* amin’ny manam-pahefana aho, harotsaka ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana.”*