FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Navoaka ho lalàna tany amin’ny faritany rehetra àry izay voasoratra tao amin’ilay taratasy. Nolazaina tamin’ny olona rehetra ilay izy, amin’izay ny olona hiomana ho amin’izany andro izany. 15 Navoaka tao an-dapan’i* Sosana*+ koa ilay lalàna. Dia lasa haingana+ ny mpitondra hafatra, noho ny baikon’ny mpanjaka. Nipetraka nisotro divay i Hamana sy ny mpanjaka avy eo, fa nisahotaka kosa ny tao an-tanànan’i Sosana.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara